Série Littéraire — Option A1-A2
| Épreuve : PHILOSOPHIE | Coefficient : 4 |
| Durée : 04 heures | Code matière : 008 |
N.B. : Le candidat doit choisir et traiter UN sujet sur les TROIS proposés.
Sur l’exemplaire retapé dont provient cette transcription, cette consigne est précédée par erreur de la mention « Sujet I ».
La science nous rend-elle maître de la nature ?
Karl JASPERS disait : « L’homme ne peut se passer de la philosophie ».
Qu’en pensez-vous ?
Faites l’étude ordonnée du texte suivant, en vue de dégager son intérêt philosophique.
« La conscience est la voix de l’âme, les passions sont la voix du corps. Est-il étonnant que ces deux voix se contredisent ? Laquelle faut-il écouter ? Trop souvent la raison nous trompe […]. Mais la conscience ne trompe jamais. Elle est le vrai guide de l’homme. Elle est à l’âme ce que l’instinct est au corps. Qui la suit ne craint point de s’égarer. »
Jean Jacques ROUSSEAU, in La conscience
NB : Laza adina IRAY amin’ireo TELO atolotra no isafidianana sy ataon’ny mpiadina.
LAZA ADINA I : Mahatonga antsika ho mpifehy ny tontolo ve ny siansa ?
LAZA ADINA II : Hoy i Karl JASPERS : « Tsy afa-miala amin’ny filozofia ny olona »
Ahoana ny hevitrao momba izany ?
LAZA ADINA III : Hadihadio amin’ny fomba mirindra ity lahatsoratra ity ary asongadino avy amin’izany ny lanjany ara-pilozofia.
« Ny feon’ny fieritreretana no feon’ny fanahy, ireo fiėtanam-po ufahoatra no feon’ny vatana. Koa hahagaga ve raha mifanohitra matetika ireo feo roa ireo ? Ary iza amin’izay ireo no tokony hohenoina ? Matetika loatra no mamtitaka antsika ny siansa […]. Fa ny feon’ny fieritreretana kosa tsy mba mamtitaka na oviana na oviana. Izy no mpitari-dalana azo antoka ho an’ny olomhelona. Raha tsy afaka misaraka amin’ny vatana ny filàna voajanahary, izay kosa tsy afaka misaraka amin’ny fanahy, izay manaraka ny feon’ny fieritreretana dia tsy hatahotra ny ho very lalana mihitsy. »
Jean Jacques ROUSSEAU, in La conscience