Télécharger le sujet en PDFPDF réservé aux comptes · inscription gratuite
MINISTÈRE DE L’ENSEIGNEMENT SUPÉRIEUR ET DE LA RECHERCHE SCIENTIFIQUE
Direction de l’Enseignement Supérieur Public et Privé — Service d’Appui au Baccalauréat
Session 2016 — Série C-D
| Épreuve : MALAGASY | Coefficient : 4 |
| Durée : 03 heures 15 minutes |
SESSION 2016
Série C-D ; Epreuve de : MALAGASY
Durée : 03 heures 15 minutes ; Coefficient :4
1°)-Manomeza tara-kevitra telo nisongadina tamin’ny vanim-potoana “literatiora fiforetana anaty”
2°)-Milaza antony telo maneho fa tsy maintsy mifandray amin’ny hafa ny olombelona.
Hoy ny Ntaolo : Zanahary tsy maintsy mandray
Fakafakao
-ZEFA :sssh! Avelao any fa efa tsy anjarako…Efa totoim-bitana mihitsy izefa Nalana tamin’ny asany …mitady asa tsy mahita …nony nahita afera,rava ho azy!…tsy mety daholo izay atao …Ratsy vitana …efa voan’ny ozin-drazana mihitsy!
-SETRA:tsy marina izany ry dada a!
-ZEFA:(ohatra ny mitomany )
-izany letsy no izy a! izany no tena marina …tontoim-bitana…Izaho no mba anajrako…Vintan-dratsy…..efa voaozona!…..Mila hamboarina mihintsy ity vintako ity….hanatona izay olona mahay manamboatra azy isika.
SETRA:Tsy hisy vokany izany , ry dada a!… Zavatra hafa no antony.Ny antony dia tsy avy amin’ny vitan-dratsin’I dada, fa avy amin’ny fairaha-monina misy antsika mbola anjakan’ny mpangoron-karena vaventy sy madinika.Maro amin’ireny no tsy mankasitraka ny hisian’ny rariny sy ny hitsiny ho an’ny olon-drehetra satria tsy misy hanangonany ho azy samirery sy ny fianakaviany intsony (…).Manaraka izany, vintan-dratsin’I dada ve no nanalana an’i Dada tamin’ny orinasa? Voalaza fa hoe noho ny akoran-javatra.Ny tsy fisian’ny akoran-javatra dia mety ho avy amin’ny tsy fananantsika vola hividianana azy. Na mety ho isika tsy mamokatra firy (…)
ILAY , Mpikantsaka ny fiadanana
Hadiadio io lahatsoratra io.
📄 Connecte-toi pour télécharger le PDF
C’est gratuit et ça prend 10 secondes.
Continuer avec Google Continuer avec FacebookPeut te demander ton mot de passe Créer un compte avec un e-mailDéjà inscrit ? Se connecter