Malagasy : Session 2014

  • Accueil
  • /
  • Sujets type
  • /
  • Malagasy : Session 2014

MINISTÈRE DE L’ENSEIGNEMENT SUPÉRIEUR ET DE LA RECHERCHE SCIENTIFIQUE

Direction de l’Enseignement Supérieur Public et Privé — Service d’Appui au Baccalauréat

BACCALAURÉAT DE L’ENSEIGNEMENT GÉNÉRAL

Session 2014 Série A

Épreuve : DE Coefficient : 4
Durée : 03 heures 30 minutes

SESSION 2014

Série A ; Epreuve de : MALAGASY
Durée : 03 heures 30 minutes ; Coefficient :4

 

Laza Adina I : Fanontaniana

  1. Manomeza tara-kevitra telo (03) fiventin’I Samuel RATANY ao amin’ny asa sorany.
  2. Misy ambaratonga telo (03) ny fananam-panahy.

Inona avy izy ireo?

Laza Adina II: Isafidianana ny A sy ny B

A- Famakafakan-kevitra

Hoy ity mpandinika iray: “Ny Literatiora! … mitaiza ny olona ho any amin’ny tontolon’ny nofinofy”. Fakafako sy tsikerao.

B- Fanadihadiana Lahatsoratra

Na niolaka atsy na nivadika aroa, mitotototo foana ilay fanahin’ny Malagasy nila vonjy sy fitahiana, fa ny farany tokin’Andriananahary ihany! (…) tsy afaka tamin’ny eritseriny na oviana na oviana Andriananahary. Zovy moa no afa-mihodivitra amin’Andriananahary? Mamono eritseritra ny firenena mihambo sy mivavaka aminy: mitady tsy olona ireny, fa manao azy Andriamanitra angamba no ho biby? Fantatro anefa fa tsy izay adala minia mikipy no mahafoana iry masoandro iry; ary tazano fa ireo miavona manao tsy hivavaka aminy ireo indrindra no midi-kizo amin’ny finoanoam-poana maizina sy mahatsikaiky.

Raha Malagasy dia tsy hihambahaba izy ny hiondrika sy hibaboka tongotra aman-tanana eo am-paladian’ny Tompon’ny Lahatra. Ary tsy niala teo (…) Andriamanitra tokoa no (…) voalohan-teniny sy faran-teni’ny Filozofia Malagasy.

Rev P. RAHAJARIZAFY, in Filozofia Malagasy, tak. 90.

Fanontaniana: Hadihadio io lahatsoratra io.

   

📝 CORRIGÉ — Cliquez pour afficher

Corrigé disponible

Correction

Page 1

R.F. RAfIAJARI:l:Al' y

Filôzôtia

malagas>-. tak 4~-45.

lladihadio io lahetsoratra 10. Fitsin\\!)ÏlJlllla u.)' tenu

«'\\Iy aina tsy anarunn-piry»: koa natann'nv razana fa DYmety dta nI mahalÏl> ny sisa rehetra hiarovana

azy, 1=) no tsy mba nllll.ùu!ùny vola umaa-karena hltadiavam-puneûtre

tMy amin'ny

mpanandro S) mpisikidy al') nivarotany batramin'ny zavu-tsj fo)' lndrindra aza, fa «aiua», bono, …m3al) ny aina». IZIllly XUUDOnnharonge ny boe: « ralla ho liny li)'havana, maresa n~ omby: là raha ho fal) ny tena matesa Rahavana», NaIaOn'n) razana koa fa ny meiy, na dis ts) maimsy ho fut} aza un) am-paraay, dia n}

mitandrina

ÎY"'J' rehetra h..unp.•haritra Il)' Bina. «F,( n~ mahery rsy maody tsy ela velona», ( . .) Nefu

mis.)' ferruny io bakanosana

1111iirsmdrl!1lJan-tl..Th'\\ io. Raha tOl1ga arnin'ny

zavatra inaauy

bo ambony vidy nuho ny ainy,

mahAY mihcnjana

IZy

hanao vy very uy Billy ary I.S)' mataho-mafy. B- FANADIHADIAN&.J"bIIAISOR-\\TRA (isli 14)

LA7.AADINAlI;

rR!liidianao!l ny A sy Il

A- FA,~K.AFAKA!\\'-KIlYITRA"

Hoy Ramily no amiu'ny

boky ~aki".akitn.piWl'lllanosoralan'Iharilunto Patriok

.\\NDRTA~:.L-\\NGt\ ANA'

« Ny vola miteraka havena fa ny havana maodany \\01.1 ».

Fakafakao Uan) libc\\'cr.ma i~

NB: l'o;ymllin1sy tttR'. ny 11l7.aadina L Isatldianuna ny laza adlna

Il.

LA7A AD~A

1 . Tsy main~y utao,

tlrullllall'ana;

(us.6)

1- Manomeza anjara asa tclo (03) sahanin'ny literatiora eo amin 'ay fiaraha-monina. ,,~

2-

Manome78 ohaOO160<\\ira)' avy mikasika ur manna s) ny ruriny ary Dyhitsiny. 't.

Code matière: 005

Epreuvede;

MALAGASY

Duree

03 heures 30mimrtes

Coeff:e; eot :

3

Serie

:C-D

2 C 1. 4

_SESSION

",,",ISI

~tŒVI:: L'IiNSCIGNkMëNl

SLf'ERIEUR

sr DE LARECHERClfE ScrE'NTlFlQf;f. SECRETIIR1AIOENF.R1If

OIRRCTION ClliNllkAl.J:i DE L CNSElGN&:\\IENT SUl'ERlfUR

onScnox

It.E L'ENSr.IGf'lEMF.r.~r SUl'E'llTEUR PL-SUC el't·ruVJI.

Servie .. d'Appui

OU Bcrccolo[JN<:ct

(;t)~~~