BACCALAURÉAT DE L’ENSEIGNEMENT GÉNÉRAL
SESSION 2011
Série C-D ; Epreuve de : MALAGASY
Durée : 03 heures 15 minutes ; Coefficient :4
LAZA ADINA I: Fanontaniana
1- Farito ny ny atao hoe Iiteratiora. Ary manomeza ohatra roa fantatrao.
2- Manomeza ohabolana na oha-pitenenana teIo manaporofo fa tena nino an’Andramanitrany Ntaolo Malagasy.
LAZA ADINAII
A- Famakafakan-kevitra
Hoy ity mpandinika iray:” Tolotra ny anjara aloha, ankehitriny kosa dia noho ny ezaka”
Fakafakao.
B- Fanadihadiana Iahatsoratra
Ny fahalàlan’ny razana ny “tody” dia efa nampitana fahendrena toy izao:
“Tsy ny hosoran-tsakay no mangidy hoditra, ary ny tsy hosoran-tanteIy no mamy hoditra” fa ny atao no mahasoa na maharatsy”
Tandremo ny atao fa “Ny soa atao levenam-bola, fa ny ratsy atao loza miantona”.
Vokatry ny ataon’olombelona,no mahatonga izao Ioza be sy fahoriana mameno ny fiainan’olombelona eto an-tany amin’izao fotoana izao. Todian’ny nataon’ny olombelona ny oIombelona.
Raha izany rehetra izany dinihina sy fakafakaina tsara dia hita fa ny fanafodin’izany tsara indrindra dia ny manomana ny fampiasana ny lalan’ny tody diaeny ankehitriny; aoka hiara-mamafy eto an-tany dieny ankitriny ny mahasoa ny sy hinjan’ny taranaka mifandimby rehetra ny tsara sy ny mahasoa.
RAKOTONIRINA Joseph
Nalaina tao amin’ny Fahendrena Malagasy. Takila 7C
Hadihadio ny hatsoratra,