Malagasy : Session 2007

  • Accueil
  • /
  • Sujets type
  • /
  • Malagasy : Session 2007

MINISTÈRE DE L’ENSEIGNEMENT SUPÉRIEUR ET DE LA RECHERCHE SCIENTIFIQUE

Direction de l’Enseignement Supérieur Public et Privé — Service d’Appui au Baccalauréat

BACCALAURÉAT DE L’ENSEIGNEMENT GÉNÉRAL

Session 2007 Série C-D

Épreuve : MALAGASY Coefficient : 4
Durée : 03 heures 15 minutes

LAZA ADINA I : Fanotaniana 

1-Mitanisa asa soratra roa avy nosortan’I Samuel RATANY sy jasmina RATSIMISETA 

2-Milaza antny telo hanomazan-danja ny razana 

LAZA ADINA II

A-Famankafakan-kevitra 

Hoy RANDRIAJOANIMANANA Olivier: Tsy sahy mandray andraikitra feno eo amin’ny fiainany ny olona ankehitriny ha ny ka mihantehitra amin’ny kisedrasedra fofitsy

Fakafakao izany 

B-Fanadihadiana lahatsoratra 

… Nangarihin’Ingahy Aziz aho no toy ny nandrora tamin’ny tany izy

Niondrika aho.Tsapako fa maivan-danja aho raha oharina amin’ity mpampiasa ahy manam-bola izy Naleoko mangina

Dia vita famotorana teny AnosyTsy nisy olona azo notanana tamin’ity fitondranana volamena an-tsokosoko ity afa-tsy izaho irery; ary nilaza ny tatitra fa efa nanaiky izany ahoNy fiarovan-tenako, maivana ! Tsy misy porofo! 

Aditra eny am-ponja ianao, hiandry ny fitsarana ana! Hoy ilay mpitsara mpanao famontoranaTsy niaro tena intsony aho.Atao inona moa izany?  Ho antso an-dohariana? Efa namadika ahy izay efa nitokiako.Efa tsy marina ny mariko.Efa sandoka ny fahamarinako.Naleoko nangina.Rariny raha disoana aho.Efa nanaiky ny ho tsikalakalan’olona tsinona ! 

Iharilanto Patrick ANDIAMANGATIANA

In Vakim-piainana , tak 72-73

 

CORRIGE COMPLET

FAMINTINANA (Resume)

Fomba fiasa

Ny famintinana dia tokony ho 1/4 ny halavan ny lahatsoratra. Vakio tsara. Fantaro ny hevitra fototra. Avereno amin ny teninao.


FANAZAVANA LAHATSORATRA

Fampidirana: lohateny, mpanoratra, foto-kevitra. Votoaty: famakafakana ny hevitra. Famaranana: famintinana sy hevitra manokana.


LAHATSORATRA

Tantara: mitantara zava-nitranga. Famaritana: mamaritra toerana na olona. Adihevitra: manohana na manohitra hevitra.


FITENENANA

Matoanteny: atao, natao, hatao, ataovy. Mpamari-toerana: eto, ao, any. Tambinteny: -ko, -nao, -ny.