BACCALAURÉAT DE L’ENSEIGNEMENT GÉNÉRAL
SESSION 2007
Série C-D ; Épreuve de : MALAGASY
Durée : 03 heures 15 minutes ; Coefficient : 4
LAZA ADINA I : Fanotaniana
1-Mitanisa asa soratra roa avy nosortan’I Samuel RATANY sy jasmina RATSIMISETA
2-Milaza antny telo hanomazan-danja ny razana
LAZA ADINA II
A-Famankafakan-kevitra
Hoy RANDRIAJOANIMANANA Olivier: Tsy sahy mandray andraikitra feno eo amin’ny fiainany ny olona ankehitriny ha ny ka mihantehitra amin’ny kisedrasedra fofitsy
Fakafakao izany
B-Fanadihadiana lahatsoratra
… Nangarihin’Ingahy Aziz aho no toy ny nandrora tamin’ny tany izy
Niondrika aho.Tsapako fa maivan-danja aho raha oharina amin’ity mpampiasa ahy manam-bola izy Naleoko mangina
Dia vita famotorana teny AnosyTsy nisy olona azo notanana tamin’ity fitondranana volamena an-tsokosoko ity afa-tsy izaho irery; ary nilaza ny tatitra fa efa nanaiky izany ahoNy fiarovan-tenako, maivana ! Tsy misy porofo!
Aditra eny am-ponja ianao, hiandry ny fitsarana ana! Hoy ilay mpitsara mpanao famontoranaTsy niaro tena intsony aho.Atao inona moa izany? Ho antso an-dohariana? Efa namadika ahy izay efa nitokiako.Efa tsy marina ny mariko.Efa sandoka ny fahamarinako.Naleoko nangina.Rariny raha disoana aho.Efa nanaiky ny ho tsikalakalan’olona tsinona !
Iharilanto Patrick ANDIAMANGATIANA
In Vakim-piainana , tak 72-73