Malagasy : Session 2003

  • Accueil
  • /
  • Sujets type
  • /
  • Malagasy : Session 2003

MINISTÈRE DE L’ENSEIGNEMENT SUPÉRIEUR ET DE LA RECHERCHE SCIENTIFIQUE

Direction de l’Enseignement Supérieur Public et Privé — Service d’Appui au Baccalauréat

BACCALAURÉAT DE L’ENSEIGNEMENT GÉNÉRAL

Session 2003 Série C-D

Épreuve : MALAGASY Coefficient : 4
Durée : 03 heures 15 minutes

LAZA ADINA I : Fanontaniana 

1-Milaza toe-java-nisy ara-tantara manamarika ny vanim-potoana fiforetana anaty teo amin’ny sehatry ny literatiora.

2-Mitanisà ohabolana telo maneho fa makamamy ny aina ny Malagasy 

 

LAZA ADINA II

A-Famakafakan-kevitra 

Hoy ity mpandinika iray: “ Tsy lahatra ny fahantrana” 

Fakafakao

BFanadihadiana ny lahatsoratra 

…..Heverintsika ho marim-pandrosoana ny tsy finoana intsony ny tsiny sy ny tody kanefa marina ve fa misy ireo zavatra natahoran’ny Ntaolo ireo? Marina ve fa tsy azo hazavaina ny nahatonga ireo olona ihandronan’ny tsiny, ianjadian’ny voina? …

….Ireo ho lazaina ho  “voan’ny tsiny” “sy” itodihan’ny nataony” dia olona efa leo laza, mampiahiahy ny ambanilanitra sady heveriny ho fatritran’olona…..tsy maintsy misy akony eo amin’ny sa man-drahararahan’ilay “voatsiny” izay fiheveran’ny mpiara-belona aminy izany.Ka rehefa el any ela , n any fivelomany hitsipozipozy, ary dia ho tonga amin’izay ny fandatsana hoe: tsinin’izao sy izao.

E.D ANDRIAMALALA

Fanagasiana tak 50-51

Hadihadio io lahatsoratra io 

 

CORRIGE COMPLET

FAMINTINANA (Resume)

Fomba fiasa

Ny famintinana dia tokony ho 1/4 ny halavan ny lahatsoratra. Vakio tsara. Fantaro ny hevitra fototra. Avereno amin ny teninao.


FANAZAVANA LAHATSORATRA

Fampidirana: lohateny, mpanoratra, foto-kevitra. Votoaty: famakafakana ny hevitra. Famaranana: famintinana sy hevitra manokana.


LAHATSORATRA

Tantara: mitantara zava-nitranga. Famaritana: mamaritra toerana na olona. Adihevitra: manohana na manohitra hevitra.


FITENENANA

Matoanteny: atao, natao, hatao, ataovy. Mpamari-toerana: eto, ao, any. Tambinteny: -ko, -nao, -ny.