NB: – Tsy maintsy atao ny laza adina I– Isafidianana ny aza adina II LAZA ADINA – I: Tsy maintsy atao (Isa 6)1- Literatiora: a) Omeo ny endrika ariatiny mahakanto ny Tantara Foronina Sikajini Dadabe, zay nosoratan’dRANDRAMIADANARVO? (Valiny telo).b) Tanisao ireo hovi-baventy ros fonosiri’ny iahatsoratra faniotopotoran-kovitra” nivoakajaminny vanim-potoana fahafahana?2- Riba :a) Inona avy ireo endri-pitoridrana nisy fahefana teto Madagasikara? Tsoahy avy amin’izany ny antony mampanan-kasina azy ireny avy? (Valiny dimy)b) Lazao ny vokatry ny fandaliana ny marina tsapa eo amn’ny isam-batan’olona (Valiny roa) sy hita taratra eo aminy fiaraha-monina na ny firenenana (Valiny roa)? LAZA ADINA – II: isafidianana ny A sy B (isa14)A- FAMAKAFAKN-KE VITRA.Hoy ny mpandinika iray: “Arnpy tiampandroso fiainani-pironena ny fananana manani-pahaizana betsaka”.FAKAFAKAO sy TSIKERAO.B- FANADIHADIANA L.AHATSORATRA.Ny rariny sy ny hitsiny Ny fitondrana tsy mitovy, ny fiangarana amin’ny fitiavana, ny tsyndrihazolena, ny hetraketraka, ny fanalikana, ny tahotaho-poana, ny fanosihosena, ny haiozàna, dia samy toetra tsy ara-drariny avokoa. Tsy azo leferina ireo, ka hoy ny Ntaolo: “Ny hitsiny tsy aritra, ny rariny tsy enti-mandefitra”, Nefa indray arnpiany hoe: “lanjalanjao mialoha, fantaro ny amidy vao miady varotra, ndrao mbola misy fanafodiny ihany, ndrao mbola misy raharaha mpiavanana ihany sy tony mora azo atao, fa ny fo tozitra tsy ananan-drarinf.Raha misy toe-javatra miseho toa famelezana ny tena, dia dinihina tsara aloha, Aoka ho fantatra mazava vao manao izay azo atao. Aza malady tezitra ambony ihany; fa raha tezitra alohan’ny rariny, dia tsy misy hasiana ny hitsiny; fa fisaka ny rariny, ary ny isavasavana ny tahony, hahitana ny fotony; fandrao ny kary manao ny ataony, ka ny saka avy no voatapa-drambo”. Nefa kosa, “na amboako na arnboan’olona, rehefa vandana dia kary”. Rehofa ratsy dia ratsy maridoto tany sy faniakana.Joseph RAKOTONIRAINY, Ny Tsaran’ny Razantsika, tak: 22Fanontaniana: Hadihadio io lahatsoratra io———————o0o——————–