Malagasy

N.B: Tsy maintsy ataony Laza adina.I sy II

 

LAZA ADINAI: ANDIAM-PANONTANIANA (ISA 6)

  1. Mpanoratra sy ny asa soratra: Inona no antsoina hoe “Fanagasiana”amin’i E-D. ANDRIAMALALA? Ary lazao ny antony naha mpanoratra ngezalahy azy (valiny efatra).
  2. Ny hasina: Tanisao irea fomba fanajana ny Tanindrazana sy ny ezaka ho fanasoavanaazy?

 

LAZA ADINAII: FANADIHADIANA LAHATSORATRA (Isa l4)

Sarobidy ny tanindrazana

Ary inona koa no mahatonga ny Mgasy halain-kisaraka aminny tanindrazany? fotorana ny antony, moa tsy izany koa ve? Raha lasan-davitra mantsy matahotra

Sao very faty: fa izany no antsoiny hoe: maty indroa toy ny vary rahana: sady misara-belona no misara-maty’ Averina  ao am-pasan-drazana ny taolani-balo na aiza ahafatesana na aiza.

Manao ahoana tokoa moa ny hamamin’ny tanindrazana?. avelao ireo nisotro ny aleoko maty noho ny fitiavana azy hanambara izany. Hoy indray mantsy atoa J.RABEMANANJARA: ny Malagasy ve?  Ny tany aloha ny azy no ifikirany. Dia ny tany araka ny maha tany azy. Zavatra azo tsapain-tanana. Ankamamina ny fifaneraserana amin’ny. Tsy mahatofoka ny hanitra avy aminy. Manome henrin-panahy ny fahilana azy marain-tsy hariva”.(..)

Raha vao teraka ny zaza Malagasy dia amim-pomba manetriketrika no anitrihana ny tavoniny ao anaty tany na velona na maty izy. Hamelona azy amin’ny tsirony sy ny vokany, toy izay nataon’nilay reny nahitany masoandro, nitondra azy folo volana tao am-bohoka; namelona azy tamin’ny rany sy ny tenany nandritra ny nahatorotoronina azy tao anatyhaizin’nykibonifonosana.

Nyhasinaavyamin’nytanyizaysatosatoinan’nytongotr’ityzazatsymikiraro, tsyhitsahatramaniterakany_tenany: fihetsehanafambarahevi-miatinaeoamin’ny Malagasy rehetra, naavyaizanaavyaiza.

 

 

Tsymanandranamisotrony Malagasy raha tsy efa nandraraka tamin’ny tany. Toa te hilaza fa tsy azo ataony homa tsy mizara reny mitondra…”.

Eny e! mazava ny antony tsy mba nahataitra ny Malagasy tamin’ny  sahoan-javatra teto ivelany. Olona lalim-panahy izy ka nahatsikaritra ny ambadiky ny fiainana. “raha lany amin’ny fasana ny harenareo hoy andrianampoinimerina izay, haren-kita fasana izany, fa ao no honenana mandrakizay”.

Clet RAKOTOHOVA, in Fokonolona sy Avoarana

Fanontaniana: Hadihadio ny lahatsoratra.