MINISTÈRE DE L’ENSEIGNEMENT SUPÉRIEUR ET DE LA RECHERCHE SCIENTIFIQUE
Direction de l’Enseignement Supérieur Public et Privé — Service d’Appui au Baccalauréat
Session 2015 — Série A-C-D
| Épreuve : MALAGASY | Coefficient : 3 |
| Durée : 3h |
NB: – Tsy maintsy atao ny laza adinaI– Isa fidianana ny laza adinaII LAZA ADINA – I: Tsy maintsy atao (Isa 6)
LAZA ADINA – II: isafidianana ny A sy B (isa14) )
Hoy ny mpandinika iray: “Arnpy tiampandroso fiainani-pironena ny fananana manani-pahaizana betsaka”.FAKAFAKAO sy TSIKERAO.
Ny rariny sy ny hitsiny Ny fitondrana tsy mitovy, ny fiangarana amin’ny fitiavana, ny tsyndrihazolena, ny hetraketraka, ny fanalikana, ny tahotaho-poana, ny fanosihosena, ny haiozàna, dia samy toetra tsy ara-drariny avokoa. Tsy azo leferina ireo, ka hoy ny Ntaolo: “Ny hitsiny tsy aritra, ny rariny tsy enti-mandefitra”, Nefa indray arnpiany hoe: “lanjalanjao mialoha, fantaro ny amidy vao miady varotra, ndrao mbola misy fanafodiny ihany, ndrao mbola misy raharaha mpiavanana ihany sy tony mora azo atao, fa ny fo tozitra tsy ananan-drarinf.Raha misy toe-javatra miseho toa famelezana ny tena, dia dinihina tsara aloha, Aoka ho fantatra mazava vao manao izay azo atao. Aza malady tezitra ambony ihany; fa raha tezitra alohan’ny rariny, dia tsy misy hasiana ny hitsiny; fa fisaka ny rariny, ary ny isavasavana ny tahony, hahitana ny fotony; fandrao ny kary manao ny ataony, ka ny saka avy no voatapa-drambo”. Nefa kosa, “na amboako na arnboan’olona, rehefa vandana dia kary”. Rehofa ratsy dia ratsy maridoto tany sy faniakana.Joseph RAKOTONIRAINY, Ny Tsaran’ny Razantsika, tak: 22Fanontaniana: Hadihadio io lahatsoratra io