BACCALAURÉAT DE L’ENSEIGNEMENT GÉNÉRAL
SESSION 2018
Série C-D ; Épreuve de : MALAGASY
Durée : 03 heures 15 minutes ; Coefficient : 4
LAZA ADINA I: Fanontaniana
1-Manomeza tara-kevitra telo hita aoi amin’ny boky vakivakm-piainana
2-Inona no heverin’ny Malagasy ho fiatraikan’ny fahazoan-tsiny? (valiny roa)
LAZA ADINA II :
A-Famakafakan-kevitra
Hoy ity mpandinika iray; sady aro fanina no fanaingam-pivoarana ny finoana ny tody”
Fakafakao izany.
B-Fanadihadiana ny lahatsoratra
Tsy maintsy ovaina ny fomba fijery, fomba fanao ary ny fomba fiasa izay hitondrana any amin’ny alalan’ny fahombiazana.Amin’ny maha-mponina antsika, tsy maintsy raisintsika an-tanana ny fandresena ny tahotra sy ny loza amin’ny fanatrehantsika izao fotoan’ny fanatontoloana izao.
Tsy maintsy afaka manararaotra ireo tombontsoa maro dia maro eran’izao tontolo izao isika.
Mitaky fiovana ny fandrosoana.Marina fa betsaka ihany koa ny zavatra sarobody sy mila arovana ei amin’ny kolotsaintsika, kanefa misy lafiny maromaro amin’ny fomban-drazantsika sy ny finoantsika no tsy maintsy hovana na foanana .Ny “hatairana” nba eo anivon’ny firenena manontolo na eo anivon’ny toerana iray manokana diua manamora izay fizorana amin’izay fiovana izany, amin’ny alalan’ny fihainanao, ny fifanankalozan-kevitra, ny fifandrisihana ary ny fianarana.
(1)Haitarika =leadership
Hadihadio io lahatsoratra io Madagasikara am-perinenasa
2007-2012 Tak 19