BACCALAURÉAT DE L’ENSEIGNEMENT GÉNÉRAL
SESSION 2003
Série A1-A2 ; Épreuve de : Histoire – Géographie
Durée : 04 heures ; Coefficient : 4
N.B. : Les Sujets de Géographie et d’Histoire sont obligatoires
SUJET I : HISTOIRE : Dissertation.
La marche à la guerre froide. Insister sur l’organisation politique, économique et militaire des deux blocs après la rupture de 1947.
SUJET II : GÉOGRAPHIE : Commentaire.
En moins d’un demi-siècle, le Japon est devenu la deuxième puissance économique mondiale. Le Japon doit cette réussite qui fascine, au dynamisme d’une population nombreuse, bien formée et consensuelle, à une organisation efficace de ses structures industrielles et à des stratégies évolutives.
In – L’Organisation de l’espace mondiale, Collection Magnard, p. 153.
A partir des indications suivantes et de vos connaissances, essayer de commenter ce texte :
– Insister sur la place du Japon dans l’économie mondiale.
– Expliquer les facteurs de la réussite du japon (rôle de la population et de l’Etat).
N.B : TSY MAINTSY ATAO ny LAZA ADINA ROA atolotra ny mpiadina.
LAZA ADINA I : TANTARA : Famoaboasan-kevitra.
Ny firosoana mankany amin’ny ady mangatsiaka. Hazavao amin’izany ireo lamina ara-politika, ara-toekarena, ara-tafika nisy teo amin’ny Vondrona roa taorian’ny fivakisana tamin’ny 1947.
LAZA ADINA II : JEOGRAFIA : Fanadihadiana tahirin-kevitra.
Tsy ampy dimampolo taona akory, dia i Japon no laharana faharoa eran-tany eo amin’ny tanjaka ara-toekarena. Nampitolagaga ny fivoaran’i Japon, antony maro no nahatonga izany, ny fahavitrihan’ny mponina, mpiasa tsara ofana sady manara-dalàna, fisian’ny lamina sy tetika mahomby ho fampandrosoana hatrany ny indostria.
Notsoahina avy amin’ny boky – L’Organisation de l’espace mondial,
Collection Magnard, p. 153.
– Miainga avy amin’ny toromarika etsy ambany sy ny fahalalanao manokana, hadihadio ny lahatsoratra ka :
– Lazao ny anjara toeran’i Japon eo amin’ny toekarena iraisam-pirenena.
– Hazavao ireo antoky ny fahombiazan’i Japon (andraikitry ny mponina sy ny fanjakana).