Vanim-potoana namonoana ny literatiora (1915-1922)

  • Accueil
  • /
  • Fiches de révision
  • /
  • Vanim-potoana namonoana ny literatiora (1915-1922)

Zava-nisy ara-tantara :

  • Natao sesin-tany ny ankamaroan’ny mpanoratra (raharaha V.V.S.) ;
  • Nisy sivana teo amin’ny famoahana ny asa soratra ;
  • Mafy ny fiainana noho ny fiantraikan’ny ady lehibe I ka tsy nifantoka tamin’ny asa fanoratana ny mpanoratra sisa tafajanona teto Madagasikara.

Zava-nisy teo amin’ny literatiora :

  • Moana ny literatiora.