Vanim-potoana Mitady ny Very (1929-1945)

  • Accueil
  • /
  • Fiches de révision
  • /
  • Vanim-potoana Mitady ny Very (1929-1945)

Zava-nisy ara tantara

– 19 may 1929 : niantsoantso fahaleovan-tena voalohany teny an-dalam-be ny Malagasy ;

– Nahatsapa fa very hasina ny Malagasy ka tapa-kevitra fa hiverina amin’ny maha-malagasy;

– Nasehony tamin’izany fa firenena tokoa izy :

  • 1935 : faha-100 taonan’ny nandikana ny baiboly amin’ny teny Malagasy ;
  • 1937 : faha-100 taonan’ny namonoana an-dRasalama maritiora
  • 1938 : fampodiana ny taolambalon-dRANAVALONA III avy any Algérie

Zava-nisy teo amin’ny literatiora :

– Nifoha tamin’ny torimaso ny Malagasy, 01 Febroary 1932 nivoaka tamin’ny gazety Fandrosoam-baovao ny teny hoe : “mitady ny very”

– Tara-kevitra :

  • Fitiavana feno disadisa
  • Embona sy hanina
  • Fahakambotiana
  • Fahadisoam-panantenana
  • Aloky ny fasana sy fahafatesana
  • Ny alina
  • Ny lasa

Michel ANDRIANJAFY, Dox, E.D.A, Jean NARIVONY, J.J.RABEARIVELO, Clarisse RATSOFANDRIHAANANA…

Asa-soratra :

  • Tononkalo : “Angolan-kira”, RAFANOHAR.
  • Sombin-tantara : “Ny ranomason’I Nenibe”, RAFANOHARANA
  • Tantara foronina : I Bina, Auguste RAJAONARIVELO
  • Lahatsoratra famotopotoran-kevitra : “Toetra maha-te-hidera », RAVELOJAONA