Vanim-potoana Fahalalahana (1991…)

  • Accueil
  • /
  • Fiches de révision
  • /
  • Vanim-potoana Fahalalahana (1991…)

Zava-nisy ara-tantara :

  • Repoblika III
  • 1991 : fitokanam-be teo amin’ny kianjan’ny 13 Mai
  • 1991-1996 : fitondrana Zafy Albert
  • 1996-2001 : fitondrana RATSIRAKA
  • 2002 : Krizy Fitondrana Marc RAVALOMANANA
  • Fahasarotam-piainana, fahantrana, tsy fandriampahalemana
  • Toe-karena miarin-doha
  • Vahoaka mandray an-tanana ny tantarany

Zava-nisy teo amin’ny Literatiora :

Tara-kevitra :

  • Fahafahana
  • Fahantrana
  • Fanarenana ny toe-tsaina
  • Fitsikerana ny zava-misy sy ny fitondrana
  • Mitarika ny tsy fahatokisana ny mpanao pôlitika izay mandiso fanantenana
  • Ny tsy fisian’ny fahamarinana amin’ny sehatra maro
  • Ny fitomboan’ny fahantrana sy firoboroboan’ny asan-dahalo ary ny fahaverezan’ny harem-pirenena
  • Fahasimban’ny tontolo iainana sy ny fanarenana azy ary fanarenana ny toe-tsaina ho amin’ny maha-malagasy
  • Nanindrahindrana ny maha fitaovana iray ny soratra izay natao hikarohana ny kanto sy hampitana hafatra ary hilazana ny zava-misy ho amin’ny fahalalahan’ny asa fanaovan-gazety

Ny mpanoratra sy ny asa-sorany :

Mpanoratra : Rado, Nalisoa RAVALITERA, Ranoe, Zo MAMINIRINA, Iharilanto Patrick ANDRIAMANGATIANA (I.P.A.) (2000…), Henri RAHAINOJOSON (2000…), Lila RATSIFANDRIHAMANANA (2000…), Ester ANDRIAMAMONJY (2000…)

Fikambanana mpanoratra :

SANDRATRA, I.P.A., HAVATSA UPEM

Asa-sorany :

  • Tononkalo : “Hobiana”, Zo MAMINIRINA
  • Tantara foronina : Vakivakim-piainana, I.P.A.