I.Famaritana
-Fandaharana an-tsoratra na am-bava ireo zava-mitranga ao an-tsaina.
–Randjavola: “Ny literatiora dia fitambaran’ny asa soratra ao anatin’ny vanim-potoana iray”
–Simeon RAJAONA : “Zava-kanto vita amin’ny teny ny literatiora”.
–RADO: “Ny literatiora dia teny sy soratra voaangona tao amin’ny faritra na firenena iray, ary mijanona ho lovasoa sy haren-tsaina hoan’izany firenena izany fa maneho ny maha izy azy manokana eo anivon’izao tontolo izao”.
II.Karazany
III.Ny fototra ijoroany (Mifampiankina, tsy afa-misaraka)
IV.Anjara asany
V.Tenin’ny mpanoratra sy mpandinika
Randja Zanamihoatra: “Ny literatiora dia asa mendrika voa-rakitra an-tsoratra, mendrika sy manara-dalàna”.
RAVELOJAONA: “Ny literatiora dia fahaizana mandrafitra ny teny amin’ny fomba kanto”.
Jean Nalisoa RAVALITERA: “Ny mpanoratra no renin’ny soratra, ny mpamaky no ray, zaza sary ny asa soratra raha tsy eken’ny rainy.”