NY FANAHY
1)Famaritana
Fomba amam-pitondran-tena entina mifandray amin’ny mpiara-belona.
2)Ambaratongam-panahy
3)Ny toetry ny fanahy
4)Ny maha zava-dehibe azy
5)Fomba fiteny, ohabolana, tenina mpanoratra
« Ny fanahy no maha olona ».
“Fotsifotsy fanahy toa takatra,ka tain-kary avy no atao trano”.
Charles RANAIVO : “Tsy ny volanao, tsy ny hery na ny tanjakao,… tsy ny tarehy amam-bikanao no maha olona anao, fa ny fanahinao sy ny toetranao entinao miaina”.
RANDRIANJOMANANA Olivier: “Raha tsy teo ny fandalana ny fanahy maha olona teo amin’ny Malagasy dia efa teraka tamin’ny ela any adi-poko.”
“Ny zaza fito tsy mahafehy trano, fa ny fanahy fito mahafehy trano.”
“Very fanahy mbola velona toy ny valala voatango.”
“Mitoto vary diavolana ka maka ny akoho”.