I- Fiainany
– Tena anarany : Esther RASOLOARIMALALA RANDRIAMAMONJY
– Teraka tamin’ny:11 aprily 1933 tao Ambohimahasoa, Fianarantsoa
– Vadiny: Frédéric RANDRIAMAMONJY
– Mbola velona
– Asany: Mpampianatra taranja Malagasy, Frantsay, Anglisy, Russe
– Mampiavaka azy: mpanoratra hoan’ny ankizy
II- Asa sorany
– Boky tena mampiavaka azy : « HO AVY NY MARAINA” (Tantara foronina mis takila227)
– Mpandra anjara ao amin’ny boky : Ramavo, Razay, Rabary, Niry, Vatosoa
– Asa soratra hafa: Trano rava, Ry telo lahy matavy, Tantara kamba-telo, Ny sodin’I Solofo, Trimobe sy i Fara vadiny
Je teste ma connaissance : QUIZZ/QCM