Clarisse RATSIFANDRIHAMANANA

  • Accueil
  • /
  • Fiches de révision
  • /
  • Clarisse RATSIFANDRIHAMANANA

I- Fiainany
– Tena anarany : Clarisse Andriamampandry RATSIFANDRIHAMANANA

– Teraka tamin’ny : 05 Desambra 1926 tao Fenoarivo Atsinanana

– Maty tamin’ny : 28 Jiona 1987 tao Antananarivo

– Vadiny: Dr. Henri RATSIFANDRIHAMANANA

– Asany: Mpanoratra amin’ireo programam-mpampianarana any an-tsekoly sy eny amin’ny anjery manontolo.

– Mampiavaka azy: miovaova ny asa sorany (fitiavana, natiora, fiainana..)

II- Asa sorany
– Boky tena mampiavaka azy : « LAVAKOMBARIKA”

– Io boky io , fitambarana tantara na sombin-tantara miisa 16

→ Tsy matahotra mpamosavy aho, Matotoa, Ikalamanga
→ Zaza masiaka,Rivo-doza, Iza aho…

– Mpandra anjara ao amin’ny boky: Bodosoa, Marohery, Rabesa, Ikalamanga, Renibozy…

– Boky hafa: Fahavaratra, Tamberintany, Ny zanako, Lohataona sy ririnina…