1 – Mitanisà taratra forononina telo (03) nosoratan’ i I.P.A.
2- Manomeza adidy telo (03) ataon’ny velona amn’ny razana.
3- Anjara asa telo (03) sahanin’ny literatiora eo amin’ny fiarahamonina.
4- Manomeza ohabolana iray avy mikasika ny marina sy rariny hitsiny.
5- Milaza karazan-kery telo (03) inoan’ny Malagasy fa mifaningotra amin’ny zotram-piainana.
6- Milaza lohahevitra telo (03) hita taratra amin’ny boky “Vakivakim-piainana” nosoratan’i Iharilanto Patrick ANDRIAMANGATIANA
7- Farito ny atao hoe literatiora. Ary manomeza ohatra roa fantatrao
8- Manomeza ohabolana na oha-pitenenana telo (03) manaporofo fa tena nino an’Andriamanitra ny Ntaolo Malagasy.
1- Tantara forononina telo (03) nosoratan’ i I.P.A:
2- Adidy telo (03) ataon’ny velona amn’ny razana:
3- Anjara asa telo (3) sahanin’ny literatiora eo amin’ny fiarahamonina:
4- Ohabolana iray avy mikasika ny marina sy rariny hitsiny
Marina: “Ny marina tsy mba maty”
Rariny : “Fisaka ny rariny ka saro-tadiavina”
Hitsiny : “Ny hitsiny tsy aritra, ny rariny tsy enti-mandefitra”
5- Karazan-kery telo (03) inoan’ny Malagasy fa mifaningotra amin’ny zotram-piainana
6-Lohahevitra telo (03) hita taratra amin’ny boky “Vakivakim-piainana” nosoratan’i Iharilanto Patrick ANDRIAMANGATIANA
7- Ny litertiora dia zava-kanto vita amin’ny teny
Ohatra:
8- Ohabolana na oha-pitenenana teIo manaporofo fa tena nino an’Andramanitrany Ntaolo Malagasy: