1- Manomeza ohabolana telo mikasika ny «marina» ka sintony avy amin’izany ny toetrany.
2- Inona no nilana ny literatiora amin’ny vanim-potoanan’ny literatio am-bava?
3-Manomeza ohabolana na fomba fiteny iray avy momba ny marina. ny vintana ary ny tsiny,
4- Indreto misy lohatenina boky. Lazao avy ny anaran’ny mpanoratra azy: Mitaraina ny tany ; Sikajin’i Dadabe; Ny Fanagasiana
5- Manomeza tara-kevitra telo hita ao amin’ny boky vakivakm-piainana
6- Inona no heverin’ny Malagasy ho fiatraikan’ny fahazoan-tsiny? (valiny roa)
7-Mitanisa asa soratra roa avy nosortan’I Samuel RATANY sy jasmina RATSIMISETA
8- Milaza antony telo hanomazan-danja ny razana
1- Ohabolana telo mikasika ny «marina»
Ny toetrany: tsy mety maty, tadiavina vao hita, takony fitiavam-bola sy fitiavam-boninahitra ny marina
2- Ny nilana ny literatiora tamin’ny vanim-potoanan’ny literatiora am-bava dia teo amin’ny fampiasana ny feo, rima ary ny tamberina hasim-peo
3- Ohabolana na fomba fiteny iray avy momba ny marina. ny vintana ary ny tsiny
4- Ny mpanoratra anireto boky ireto:
5– Tara-kevitra telo hita ao amin’ny boky vakivakm-piainana:
6- Ny heverin’ny Malagasy ho fiatraikan’ny fahazoan-tsiny:
7- Asa soratra roa avy nosortan’I Samuel RATANY sy jasmina RATSIMISETA:
8- Antony telo hanomezan-danja ny razana: