Sorry, you have Javascript Disabled! To see this page as it is meant to appear, please enable your Javascript!
Laza-
Adina
Inscription gratuite
Connexion
Ireo Mpanoratra
Accueil
/
Cours
/
Ireo Mpanoratra
Fidio ny valiny marina
Ny atao hoe famintinana ny lahatsoratra dia ny fitadiavana ny filankevitra :
Diso
Marina
Fidio ny valiny marina
Ny anaran’ny vadin’i Esther dia :
RATSIFANDRIAMANANA Frédéric
RANDRIAMAMONJY Frédéric
RANDRIAMAMONJY Frédrich
Fidio ny valiny marina
Ny tena anarana fenon’i Esher dia :
Esther Rasoloarimalala RANDRIAMAMONJY
Esther Rasoloarimalala RATSIFANDRIAMANANA
Esther Ratsifandriamanana RANDRIAMAMONJY
Fidio ny valiny marina
Ny mari-pahaizana ananan’i Esther dia :
Baccalauréat des Lettres
Baccalauréat – Licence et Master des Lettres
Baccalauréat – Licence des Lettres
Fidio ny valiny marina
Ny asan’i Esther dia :
Mpampianatra Malagasy – Frantsay – Filozofia
Mpampianatra Malagasy – Frantsay – Tantara
Mpampianatra Malagasy – Frantsay – Anglisy
Fidio ny valiny marina
Rehefa manao famintinan-dahatsoratra :
Tsy azo atao ny mandika fehezanteny ao anaty lahatsoratra
Azo atao ny mandika fehezanteny ao anaty lahatsoratra
Fidio ny valiny marina
Ny tena nampiavaka sy nampalaza an’i Esther teo amin’ny sehatrin’ny fanoratana na ny maha mpanakanto dia :
Mpanoratra hoan’ny olon-dehibe
Mpanoratra hoan’ny ankizy
Mpanoratra hoan’ny olon-dehibe sy ny ankizy
Fidio ny valiny marina
Ao anaty lahatsoratra ahitana andininy telo (03), ny atao hoe filakenvitra ijoroan’ny lahatsoratra dia :
Ny fitambaran’ny hevi-dehibe roa (02) ao anaty lahatsoratra
Ny fitambaran’ny hevi-dehibe efatra (04) ao anaty lahatsoratra
Ny fitambaran’ny hevi-dehibe telo (03) ao anaty lahatsoratra
Fidio ny valiny marina
Ny mari-pahaizana ananan’i Esther dia :
Baccalauréat – Licence et Master des Lettres
Baccalauréat – Licence des Lettres
Baccalauréat des Lettres
Fidio ny valiny marina
Esther Rasoloarimalala RANDRIAMAMONJY dia teraka tamin’ny :
12 aprily 1933
11 aprily 1933
10 aprily 1933
Chargement …
Question
1
sur 10
Nous utilisons des cookies pour vous garantir la meilleure expérience sur notre site web. Si vous continuez à utiliser ce site, nous supposerons que vous en êtes satisfait.
Ok