Sorry, you have Javascript Disabled! To see this page as it is meant to appear, please enable your Javascript!
Laza-
Adina
Inscription gratuite
Connexion
Famaritana ny Literatiora
Accueil
/
Cours
/
Famaritana ny Literatiora
Fidio ny valiny marina
Mizara efatra (04) ny sokajin-dahatsoratra :
Lahatsoratra manoritsoritra, mitantara, manazava hevitra, mandresy lahatra
Lahatsoratra manoritsoritra, mitantara, manadihady hevitra, mandresy lahatra
Lahatsoratra manoritsoritra, mitantara, maneho hevitra, mandresy lahatra
Fidio ny valiny marina
Ny Literatiora an-tsoratra dia (tononkalo, tantara foronina, lahatsoratra):
Literatiora tononina fotsiny, andraisan’ny fomba famoronana anjara betsaka
Dia fanehoan-kevitra sy fihetseham-po ary aingam-panahy amin’ny alalan’ny soratra
Fidio ny valiny marina
Ny sokajin-dahatsoratra manazava dia ahitana :
Fehezan-teny lava misy mpampiankina sy mpampitohyy, fehezan-kevitra maro, fonon-teny, teboka roa, faraingo sosona, filazam-potoana lasa
Fehezan-teny lava misy mpampiankina sy mpampitohyy, fehezan-kevitra maro, fonon-teny, teboka roa, faraingo sosona, filazam-potoana hoavy
Fehezan-teny lava misy mpampiankina sy mpampitohyy, fehezan-kevitra maro, fonon-teny, teboka roa, faraingo sosona, filazam-potoana ankehitriny
Fidio ny valiny marina
Ny Literatiora dia :
Mizara telo : am-bava, an-tsoratra sy an-tsehatra
Mizarara roa : am-bava sy an-tsoratra
Fidio ny valiny marina
Ny sokajin-dahatsoratra dia :
Ny tanjona kendren’ny literatiora araka any endrika isehoany
Ny endrika isehoan’ny literatiora araka ny tanjona kendrena aminy
Fidio ny valiny marina
Ny atao hoe mpandray anjara ao anatin’ny sokajin-dahatsoratra dia :
Olona mampiady hevitra
Olona mifanakalo hevitra
Olona mifamaly resaka
Fidio ny valiny marina
Ny sokajin-dahatsoratra manoritsoritra dia ahitana fanoritsoritana :
Bika aman’endrika, famariparitana, filazam-potoana ankehitriny, mpisolo toerana sy manondro, mpanampy ary tambin-teny
Bika aman’endrika, famariparitana, filazam-potoana lasa, mpisolo toerana sy manondro, mpanampy ary tambin-teny
Bika aman’endrika, famariparitana, filazam-potoana hoavy, mpisolo toerana sy manondro, mpanampy ary tambin-teny
Fidio ny valiny marina
Ny sokajin-dahatsoratra mitantara dia ahitana :
Toe-javatra fantarina, mpandray anjara, fotoana sy toerana isehoan’ny tantara, mpisolo tena ary filazam-potoana hoavy
Toe-javatra fantarina, mpandray anjara, fotoana sy toerana isehoan’ny tantara, mpisolo tena ary filazam-potoana ankehitriny
Toe-javatra fantarina, mpandray anjara, fotoana sy toerana isehoan’ny tantara, mpisolo tena ary filazam-potoana lasa
Fidio ny valiny marina
Ny famariparitana dia mamariparitra momba ny :
Habe, hakely, halava, hafohy..
Toetra, loko, fihetsika, fomba..
Fidio ny valiny marina
Ny Literatiora am-bava dia (beko, kabary, angano):
Dia fanehoan-kevitra sy fihetseham-po ary aingam-panahy amin’ny alalan’ny soratra
Literatiora tononina fotsiny, andraisan’ny fomba famoronana anjara betsaka
Chargement …
Question
1
sur 10
Nous utilisons des cookies pour vous garantir la meilleure expérience sur notre site web. Si vous continuez à utiliser ce site, nous supposerons que vous en êtes satisfait.
Ok